|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita poka
Singan-teny  2 tsy, 3 hita, 4 poka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy. [1.1]
Ohatra  7  Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Tovy hevitra  8 tsy hita popoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11